|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 noa
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3enga anie. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 Noa
Sokajin-teny  5 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6Randzavola: Noa amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  7Noah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  8Noé. [2.996]
Voambolana  9 Soratra Masina
Tsipelina hafa  10noe, noe
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11Toko sy andininy momba Noa

Fivaditsoratra  12 año, ano, 13 nao, -nao, 14 Noa, noa, 15 ona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03