|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manoro |
| Fototeny | 2toro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena.
5Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 11 manoro |
| Fototeny | 12noro |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Manome hafaliana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 18 manoro |
| Fototeny | 19oro |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañoro]
21mandoro.
[Tambahoaka, Taisaka, Bara, Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] [mañoro] 22mandoro, manimba amin'ny afo. [Tanala, Tanosy] [1.78] 23mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24mettre en combustion.
[1.13] [mañôro] 25brûler, mettre le feu. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 29mioro |
| Fivaditsoratra | 30 manoro, 31 morano, 32 morona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|