|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 noro
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Hafaliana, hasambarana.
4Tsara tarehy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5joy, gladness.
6See sambatra [swa.
7Noro, light.]. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  9 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  10Mahanoro

Teny iditra (2/2)11 Noro
Sokajin-teny  12 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  13Andriamiseza Noro

Fivaditsoratra  14 noro, Noro, 15 roño

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03