|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manome |
| Fototeny | 2ome |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañome]
4manome.
[Taisaka]
[1.78] 5Mahafoy: Manome vola ny mahantra. 6Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to give.
[1.2, 1.7] 8to present. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9donner.
[1.8, 1.13] 10offrir, céder. [1.13] |
| Ohatra |
11 "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara.
[2.293]
12 Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. [2.324] 13 Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! [2.470] 14 Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. [2.470] 15 - manome toky anao aho! [2.471] 16 Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 25 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 mameno, 24 mamoñe, 25 manemo, 26 manome |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|