|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Masikoro |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4habitant de l'intérieur..
[Tankarana]
[1.19] 5nom d'une population du sud-ouest de Madagascar (ville principale: Toliary). [1.5] |
| Ohatra |
6 Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny masikoro.
[2.606#176]
7 Ny masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [2.508#95] |
| Voambolana | 8 Tantara: firenena |
| Mpanahaka | 9 sakalava, 10 sakalava, 11 vezo, 12 vezo |
| Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
14 Tenim-pirenenana |
| Fivaditsoratra | 15 kiro-maso, 16 Masikoro, 17 misoroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|