|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandoto
Fototeny  2loto
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý.
5Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza.
6Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to soil, to sully. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8souiller, salir. [1.3, 1.8]
9tacher.
10calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes. [1.3]
Ohatra  11 setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470]
12 mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3]
13 mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Mpanahaka  18 makaankery, 19 mametaveta, 20 manaoambohika, 21 manaoamboribory, 22 manaoankery, 23 manaoangovy, 24 manendryratsy, 25 manosopotaka, 26 manosodratsy
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)28 Mandoto
Singan-teny  29man~
Sokajin-teny  30 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  31 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  32 mandoto, Mandoto

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05