|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mailoka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Meloka, tsy mahitsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4comme meloka. [1.3]
Tovy hevitra  5biloka, olika
Kamban-teny rehetra  6Mailoka

Teny iditra (2/3)7 mailoka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9courbe. [1.13]
Voambolana  10 Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  11fangitra voalohany ara-mailoka

Teny iditra (3/3)12 Mailoka
Sokajin-teny  13 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  14 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  15 kaliôma, 16 kimalao, 17 mailoka, Mailoka, 18 makalio, 19 mialoka, 20 mikaloa, 21 milaoka, 22 miloaka, 23 miolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03