|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 MDRM
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
3Sigle de "Mouvement Démocratique de la Rénovation de Madagascar", mouvement anti-colonialiste créé à Paris en 1946.
[1.5] |
| Ohatra |
4 Nilaza io fa nosamborina daholo ny mdrm ao an-tanàna ary feno Vazaha sy milisy misava eny rehetra eny.
[2.472#]
5 Isan' ireny Dr Razafimahefa, Prezidan' ny Sampana mdrm teo an-tanàna, nanana zanaka nianatra tao amin' ny kilasiko. [2.356#] |
| Voambolana | 6 Fikambanana |
| Tovy hevitra | 7deremo |
| Teny nalaina | 8 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|