|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mañalady |
| Fototeny | 2malady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4manafaingana.
[Bezanozano]
[1.78] |
| Ohatra |
5 Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany.
[2.508#]
6 Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#] |
| Kamban-teny rehetra | 7manalady alahelo |
| Teny iditra (2/2) | 8 manalady |
| Fototeny | 9halady |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañalady]
11miala tsiny.
[Bezanozano]
[1.78] 12Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao). 13Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14to apologize, to excuse one's self.
15This word is often used in requesting persons to withdraw.. [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20manalady misy |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 madilana, 23 mañalady, manalady, 24 mandalia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|