|
|
|
|

Teny iditra1 mantsina
Fototeny  2hantsina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [mantsiña] 4maimbo. [Sihanaka] [1.78]
5Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky.
6jereo maimbo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7stinking offensively.
8For derivatives see under mantsina.. [1.2]
9stinking. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10puant. [1.8]
11puant, à odeur nauséabonde. [1.196]
Ohatra  12 Misy koa anefa toerana mantsina be. [2.442]
13 Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [2.270]
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 manantsy, 17 mañintsa, 18 mantsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02