|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamoana |
| Fototeny | 2foana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mamoaña]
4manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana).
[Tanala]
[1.78] 5Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to empty, to annul, to annihilate, to make empty..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana.
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mamoàna |
| Fototeny | 13foana |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#177] |
| Fivaditsoratra | 15 mamoana, mamoàna, 16 Maomàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|