|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lempona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany. [1.1]
4faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5a concavity, a hollow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6terrain bas. [1.8]
7doline. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  24 Haibolantany
Mpanahaka  25 deboka
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)28 lempona
Sokajin-teny  29 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  30miendrika lovia. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  31concave, hollow; low-lying. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32creux, enfoncé. [1.8]
33concave. [1.13]
Mpanahaka  34 kaoka
Kamban-teny rehetra  35velarana lempona

Teny iditra (3/3)36 Lempona
Sokajin-teny  37 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  38 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  39 lempona, Lempona, 40 mpanelo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03