|
|
|
|
Teny iditra
1
lemponina
Fototeny
2
lem
pona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Asiana lempona, iva:
Aza lemponina ny satroko
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
lemponina
, lemponiko, lemponinao, lemponiny, lemponintsika, lemponinay, lemponinareo, lemponin', lemponin-, lemponim-, lemponi-
6
Ny lasa :
nolemponina, nolemponiko, nolemponinao, nolemponiny, nolemponintsika, nolemponinay, nolemponinareo, nolemponin', nolemponin-, nolemponim-, nolemponi-
7
Ny hoavy :
holemponina, holemponiko, holemponinao, holemponiny, holemponintsika, holemponinay, holemponinareo, holemponin', holemponin-, holemponim-, holemponi-
8
Filaza mandidy :
lempony
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12