|
|
|
|

Teny iditra1 lavabary
Singan-teny  2lavaka, 3vary
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5sompitra. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [lava-bary] 6a rice-pit.
7In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft.
8deep. [1.2]
9a pit for storing rice. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [lava-bary] 10trou creusé dans la terre pour y conserver le riz. [1.3]
11fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier. [1.8]
12silo souterrain pour le riz. [1.196]
Ohatra  13 Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. [1.381#]
14 Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59#]
15 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#]
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02