|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[koraña]
3resaka, korankorana, resadresaka.
[Sihanaka]
[1.78] 4Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro. 5Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6pleasant conversation.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7causerie joyeuse.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22korana tsy mavao |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 ankora, 25 korana, 26 Nakora, 27 Okrana, 28 ranoka, 29 rokàna, 30 ronaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|