|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 kana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3ver.
4§ kànkana.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/4)6 kana
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8vorombazaha. [Taisaka] [1.78]
9ganagana. [Tanosy] [1.78]
Voambolana  10 Haibiby: vorona

Teny iditra (3/4)11 kana
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13Arbre indéterminé, à bois blanc, sans intérêt.. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)15 Kana
Sokajin-teny  16 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  17Cana. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18Cana. [2.996]
Voambolana  19 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20Toko sy andininy momba Kana

Fivaditsoratra  21 Kana, kana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05