|
|
|
|

Teny iditra1 kambanteny
Singan-teny  2kambana, 3teny
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona. [1.1]
[kamban-teny] 6teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7mots composés. [1.5]
Voambolana  8 Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12