|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 jabo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3Aliment, argent, déjeuner, dîner, nourriture, repas, souper, vivres —> borokonda, faha, hane, hina, rezime, sakafo, sinjike, timoke.. [1.68]
Ohatra  4 Manao ino iha aloha^i ty jabo hariva ? (Que fais-tu avant le repas du soir ?) [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/7)9 jabo
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11jiafotsy. [Bara] [1.78]
12Lamba mandray roa fa rofia ny tenany ary vahantsoga ny fahany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13(du malais jabu : sorte de cape qu'on porte par-dessus les vêtements).
14Nom donné aux tissus faits de manière artisanale, dont la chaîne est en rafia et la trame en coton.
15On en fait des sortes de survêtements.. [Merina, Betsileo, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Kamban-teny rehetra  16lamba jabo

Teny iditra (3/7)17 jabo
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19firariana. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/7)20 jabo
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22fitsaboana. [Bara] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (5/7)24 jabo
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny frantsay  26pastèque.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  27 Haizavamaniry: anana
Tovy hevitra  28voajabo
Kamban-teny rehetra  29jabom-bazaha
Ohabolana  30 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (6/7)31 jabo
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny frantsay  33Arbre indéterminé.
34Le bois de bonne qualité est classé par le Centre Technique Forestier Tropical.
35Identique au dilotry.
36La pulpe du fruit sert à préparer une teinture jaune ; voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille, p.
37124 (1946).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  38 Haizavamaniry

Teny iditra (7/7)39 Jabo
Sokajin-teny  40 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  41affluent de la Betsiboka qui prend sa source au nord-est de la ville d'Ambohitrolomahitsy.
42Après sa jonction avec l' Andranobe, la Sahasarotra prend le nom de Jabo. [1.11]
Voambolana  43 Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  44 boja, 45 Jabo, jabo, 46 Joba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03