|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 iraho
Fototeny  2iraka
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana irahina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 ka iraho hody izy, fandrao lasan-ko adala aho [2.69#216]
5 iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana [2.996#28.33.27]

Teny iditra (2/2)6 Iraho
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8rivière du canton de Manambaro (Fort-Dauphin). [1.11]
Voambolana  9 Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  10 ahory, 11 arohy, 12 haory, 13 hario, 14 haroy, 15 hirao, 16 Horaì, 17 Horay, 18 horia, 19 iharo, 20 iraho, Iraho, 21 ohary, 22 rahoy, 23 roahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02