|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 henatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona.
4Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena. 5Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny. 6Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7shame, disgrace.
[1.2, 1.7] 8shamefacedness, bashfulness. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9honte; humiliation.
[1.8] [heñatra] 10honte. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
11 Misahirana atosiky ny fitiavana mifangaro henatra ny ho ratsy laza izany no mihaokaoka.
[2.245#]
12 Te-hikosoka ny henatra lehibe tamin' ny nisaoran' olona ny zanany vavy tokana, hono, izy. [2.643#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 24Randzavola: henatra ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 25 henatra, 26 hetrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|