|
|
|
|

Teny iditra1 henamaso
Singan-teny  2henatra, 3maso
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao.
6Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [hena-maso] 7respect of persons, awe, respect.. [1.2]
[hena-maso] 8respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens. [1.8]
Ohatra  10 Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#]
Voambolana  11 Ontam-po
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 henamaso, 14 manoseha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02