|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fitana |
| Fototeny | 2ita |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5[Rel.
6s. 7from mita (ita).] A ford. [1.2] 8the act of crossing a river, a valley. 9etc., a crossing place, a ford. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10action de traverser une rivière, une vallée, etc.
11; gué. [1.8] 12traversée. 13conductibilité. [1.13] |
| Mpanahaka | 14 fitsakana |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 17Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/4) | 18 fitana |
| Fototeny | 19tana |
| Sokajin-teny | 20 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
21Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao..
22Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny.. [1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 23 fitana |
| Fototeny | 24tana |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
26provincial for the hand [tanana, held.].
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (4/4) | 27 Fitana |
| Sokajin-teny | 28 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 29 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 30 fatany, 31 FIANTA, 32 Fitana, fitana, 33 tafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|