|
|
|
|

Teny iditra1 firapotsy
Singan-teny  2firaka, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-piraka faninginana. [1.1]
6Antsoina hoe koa kasia malandy. [1.13]
7Karazam-piraka faninginana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fira-potsy] 8A white kind of lead.. [1.2]
[fira-potsy] 9tin. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [fira-potsy] 10étain. [1.8]
11étain. [1.13]
Isam-pirenena  12Sn. [3.1]
Ohatra  13 Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#]
Voambolana  14 Simia
Tsipelina hafa  15fira-potsy
Tsanganana sy sary iray takila  16 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02