|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fiantsonana
Fototeny  2antsona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [fiantsoñana] 4fitodiana. [Bezanozano, Tambahoaka] [1.78]
5Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a landing-place, a port, a harbour.. [1.2]
7a port, a seaport; cf.
8seranana, fitodiana. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Le port, le débarcadère. [1.3#57, 1.8]
10le quai. [1.3#57]
Voambolana  11 Fifamoivoizan-tsambo
Tovy hevitra  12fitodiana, seranana
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)14 Fiantsonana
Sokajin-teny  15 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  16 Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. [2.588#]
Voambolana  17 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  18 Fiantsonana, fiantsonana, 19 ifantsonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05