|
|
|
|

Teny iditra1 Faraony
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3renirano lehibe miandoha ao atsimon-Ifanadiana (avaratra-atsinanan' i Fianarantsoa), dia miatsinanana somary mianatsimo, mandala eo avaratr' i Sahasinaka, dia mivarina amin-ny ranomasina eo avaratr' i Manakara. [1.10#F400]
Fanazavàna teny frantsay  4fleuve de la préfecture de Farafangana. [1.11]
Voambolana  5 Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  6 anafory, 7 faranio, 8 Faraony, 9 fiorana, 10 iforana, 11 raofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19