|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fara hatoka |
| Singan-teny | 2fara, 3hatoka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[farahatoka]
5Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin' ny taolam-bozona kosa atao hoe "hatok' angidina").
6Ny fomban-drazana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7The upper part of the nape of the neck..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8l'extrémité de la nuque.
9Figuré: usages des ancêtres. [1.3#152] |
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|