|
|
|
|

Teny iditra1 fanjanahantany
Singan-teny  2fanjanahana, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony. [1.1]
6fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [fanjanahan-tany] 7néocolonialisme. [1.13]
8colonisation, colonialisme. [1.66]
Voambolana  9 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11