|
|
|
|

Teny iditra1 fandrikandanitra
Singan-teny  2fandrika, 3lanitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [fandrika an-danitra] 5fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [fandrika an-danitra] 7pièges en l'air, comme les toiles d'araignées. [1.3]
Tsipelina hafa  8fandrika an-danitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02