|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatanjahantena |
| Singan-teny | 2fanatanjahana, 3tena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[fanatanjahan-tena]
5Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns...
6mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7éducation physique.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa.
[2.356#]
|
| Voambolana | 9 Fanatanjahan-tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|