|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Evanjely |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany.
4Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika. [1.1] |
| Ohatra |
5 Vita ny vakiteny ny evanjely, dia niteny i Mompera!
[2.270#]
6 Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema. [1.369#] |
| Voambolana | 7 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 8evanjily, evanjily |
| Mpanahaka | 9 filazantsara, 10 vaovaomahafaly |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 11Toko sy andininy momba Evanjely |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|