|
|
|
|

Teny iditra1 Canna    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Canna indica  4ambaradeda, 5dingiza, 6dinioka, 7gingiza, 8ginoiza, 9kingiza, 10kizika, 11rangirotra, 12rengirotra, 13saonjombato, 14saonjovato, 15tsipikopiko, 16varandeda, 17voatsividina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04