|
|
|
|

Teny iditra1 Cajanus    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cajanus bicolor  4ambarivatra
Cajanus cajan  5ambiatrimbohitra, 6antsotry, 7asotrilahy, 8bokana, 9hazondandy, 10kiambatrimbohitsa, 11kivanja
Cajanus indicus  12ambarivatry, 13ambatry, 14amberivatry, 15ambiatry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04