|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amberivatry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaniry mitarehin-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben' ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no voloina masaisay, fihinan' ny landibe; ny voany, mitovitovy amin' ny voanemba sady fihinana koa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a shrub largely cultivated to supply food for silkworms.
5The seeds are also eaten by the natives. 6The leaves afford a green dye for cotton. 7It is known in Mauritius as Ambrevade. 8Cajanus indicus , Spreng. 9Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and ambatry (Bets.). [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10ambrevade.
11Cajanus indicus, Spreng.. [1.3] 12(Comme ambarivatry). 13Cajanus indicus Spreng. 14Nom Illégitime = Cajanus cajan (L.) Millsp.(Fabaceae).. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
15 Volena akondro na amberivatry ny sisiny.
[2.117]
16 amberivatry noladinim-bahy anie aho, ry zareo; [2.285] 17 Dingandingana namoa faharoa amberivatry namoa fahatelo alao ny latsaka alao ny navela nanova ka toa ahy hiany [2.131] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry: ahitra |
| Tsipelina hafa | 19ambarivatry |
| Tovy hevitra | 20ambatry, antsotry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|