|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Betsileo |
| Singan-teny | 2be, 3tsy, 4leo |
| Sokajin-teny | 5 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana.
7Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. 8Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9A tribe inhabiting the South-central parts of the island..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10nom d'une population du centre sud de Madagascar (ville principale: Fianarantsoa).
[1.5] |
| Ohatra |
11 Andriamanalinarivo nanjaka tany betsileo.
[2.113]
12 Tany betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69] |
| Voambolana | 13 Tantara: firenena |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Tenim-pirenenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|