|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 benjamina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-javamaniry misy voninkazo mena madinidinika izay matetika totototoin' ny ankizy ka apetany amin' ny hohony ka mahatonga ny hoho ho menamena (Impatiens balsamina L.
4na I.
5notitangore Balsaminacées na I.
6Sultani Hook). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the name of an herb.
8Impatiens sp.
9[Corruption of the Fr.
10Balsamine.]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11(du français « balsamine ») Nom de plusieurs impatiens cultivés pour leurs fleurs, notamment Impatiens balsamina L., Impatiens noli-tangere L.
12et Impatiens sultanii Hook.
13f.
14(Balsaminaceae).
15Ils se sont souvent échappé des cultures et naturalisés dans les agglomérations urbaines.. [Merina] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)17 Benjamina
Sokajin-teny  18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19Benjamin. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20Benjamin. [2.996]
Ohatra  21 ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy benjamina [2.996]
Voambolana  22 Soratra Masina
Kamban-teny rehetra  23Andriamboavonjy Benjamina Ranaivo
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24Toko sy andininy momba Benjamina
Lahatsoratra  25Randzavola: Benjamina ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  26 Benjamina, benjamina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02