|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 be loha
Singan-teny  2be, 3loha
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany.
6Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely. [1.1]

Teny iditra (2/4)7 beloha
Singan-teny  8be, 9loha
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  11[loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers. [1.2]

Teny iditra (3/4)12 beloha
Singan-teny  13be, 14loha
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16karazan' ahitra. [1.10#B.123]
Fanazavàna teny anglisy  17the name of an herb.
18Cyperus elegans, Vahl.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19(de be : grosse et loha : tête) Cyperus confusus Cherm.
20(Cyperaceae).. [Merina] [1.196]
21(de be : grosse et loha : tête) Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae).
22Petit arbre à écorces très amères.. [Betsileo, Tanala] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)24 Beloha
Singan-teny  25be
Sokajin-teny  26 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  27tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny Antandroy an-tendrony atsimo.. [1.10#B.123]
Voambolana  28 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  29 beloha, Beloha, be loha, 30 habole, 31 halobe, 32 holabe, 33 lohabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05