|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 baria |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ombidia, ombimanga.
4Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". 5Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena". [1.10] |
| Ohatra |
6 Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka.
[2.587#]
|
| Voambolana | 7 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 8tsara baria |
| Teny iditra (2/2) | 9 baria |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò.
12mpikarama manao asa vaventy. 13mpiasa madinika ao an-trano. [1.10] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14matelot.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 15 Fifamoivoizan-tsambo |
| Tovy hevitra | 16baharia |
| Fivaditsoratra | 17 araby, 18 baray, 19 baria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|