|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 bana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 se dit des portes et des fenêtres ouvertes en grand
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6 banabana |
| Mpanahaka | 7 danadana, 8 sanasana, 9 tanatana |
| Teny iditra (2/7) | 10 bana |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [baña] [Antambahoaka+Antemoro+Bara+Betsimisaraka+Bezanozano+Tanala] banga (nify, ets.)
[1.78] 13 [Antesaka] banga, simba, mahafohana [1.78] 14 [Sihanaka] banga [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 [Provincial] for banga
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 [baña] [Antesaka] édenté, incomplet
[1.82] 17 [bañà] [Antesaka] ébréché [1.82] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/7) | 22 bana |
| Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 [Provincial] for bena
[1.2] |
| Teny iditra (4/7) | 25 bana |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 [Betsimisaraka] a shrubby plant with edible fruit. It is known as the egg-plant, egg-apple, Aubergine, Brinja, etc. Solanum Melongena, L.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 [Tankarana] sorte d'aubergine.
[1.19] 29 [Betsimisaraka] (de bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil. L'aubergine : Solanum melongena L. (Solanaceae). Voir aussi voabana. [1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/7) | 32 bana |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 [Tankarana] de bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil.
35 l'ambrette : Abelmoschus moschatus Medik. (Malvaceae). [1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry: anana |
| Kamban-teny rehetra | 37 bana ny andro |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (6/7) | 39 Bana |
| Sokajin-teny | 40 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
41 Baana, Solomon's commissary in Jezreel and in the North of the Jordan valley West of the river; son of Ahilud.
[1.114#88] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 Baana
[2.996] |
| Voambolana | 43 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 44 baana, baana |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 45 Toko sy andininy momba Bana |
| Teny iditra (7/7) | 46 Bana |
| Sokajin-teny | 47 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
48 Baana, father of Zadok in Nehemiah's time
[1.114#88] |
| Fanazavàna teny frantsay |
49 Baana
[2.996] |
| Voambolana | 50 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 51 baana, baana |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 52 Toko sy andininy momba Bana |
| Fivaditsoratra | Bana, bana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|