|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 -bala
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe vala

Teny iditra (2/5)3 bala
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a bullet. [1.2, 1.7]
7a ball. [1.2]
8a cartridge. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9balle. [1.3, 1.8]
10boulet. [1.3]
11obus ; cartouche. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  16 Miaramila
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)18 bala
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny anglisy  20poles, etc., used in carrying heavy burdens. [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5)26 ba
Sokajin-teny  27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana [Fitanisana]

Teny iditra (5/5)28 Bala
Sokajin-teny  29 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  30Baal. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  31Baala. [2.996]
Voambolana  32 Soratra Masina
Tovy hevitra  33baala, baala, baala
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  34Toko sy andininy momba Bala

Fivaditsoratra  35 Bala, balà, bala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05