|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 Azima
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  3Azymes. [2.996]
Ohatra  4 Dia tonga ny andron' ny azima izay tsy maintsy hamonoana ny zanak' ondrin' ny Paka [2.996#49.022.007]
Voambolana  5 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  6Toko sy andininy momba Azima

Teny iditra (2/2)7 Azima    
Sokajin-teny  8 anarana
Voambolana  9 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Azima tetracantha  10fantsikandilany, 11filofilo, 12goramaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12