|
|
|
|

Teny iditra1 Andrangovato
Singan-teny  2vato
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  4 -- Sendra vodihazo ialofana Ingahy Ravokatra avy ery andrangovato ka manara-po ery amin' ny fitazanana ny fivezivezen' ny olona. [2.470]
Voambolana  5 Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31