|
|
|
|

Teny iditra1 anakantsaina
Singan-teny  2anaka, 3saina
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Any antsaina, any an' eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [anakan-tsaina] 6dans l'esprit. [1.3]
Mpanahaka  7 anakampo

Fivaditsoratra  8 anakantsaina, 9 anatsikanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12