|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 alona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a wave, a billow.
5See onja.
6[Mal.
7alun; Port Moresby alu, a current.]. [1.2]
8a wave, a billow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9vague, flot. [1.3, 1.8]
10ondulation, houle. [1.3]
Ohatra  11 Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [2.298]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/3)16 alona
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19envy, jealousy.
20The relative fialonana is more commonly used.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21jalousie, envie, opposition au bien du prochain. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  30 Ontam-po

Teny iditra (3/3)31 alòna
Fototeny  32lona
Sokajin-teny  33 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  34Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara.
35Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  36to be steeped, to be soaked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  37qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide). [1.8]
Haiendriteny 
38 Ny ankehitriny :
39 Ny lasa :
40 Ny hoavy :
41 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  42 alona, alòna, 43 lañoa, 44 laona, 45 loana, 46 olana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05