|
|
|
|

Teny iditra1 akondronjaza
Singan-teny  2akondro, 3zaza
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5A ne pas confondre avec akondrojaza (mer., betsil).
6C'est la «figue mignonne» des créoles.
7Petite banane de la grosseur du doigt, à peau jaune ponctuée de noir, à chair d'un blanc jaunâtre, sucrée, très parfumée.. [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  8 Toy izao : ny anaran' ny akondronjaza amy ny Botany dia Nasturtium barbareeefolium, nefa io anarana io dia asiana ny hoe Baker eo am-parany, ka tonga Nasturtinm barbarecefolium, Baker, izy [1.357#]
Voambolana  9 Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  10akondro moramasaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12