|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 Adama |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra....
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4Adam.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Adam.
[2.996] |
| Voambolana | 6 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 7Toko sy andininy momba Adama |
| Teny iditra (2/3) | 8 Adamà |
| Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos.
113. 1216); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. 13Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 141 Mpanj. 157. 1646).. [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17Admah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18Adma.
[2.996] |
| Voambolana | 19 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 20adma |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 21Toko sy andininy momba Adamà |
| Teny iditra (3/3) | 22 Adama |
| Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
24Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos.
2519. 2636).. [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27Adam.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28Adâm.
[2.996] |
| Voambolana | 29 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 30adoma |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 31Toko sy andininy momba Adama |
| Fivaditsoratra | 32 Adamà, Adama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|