|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antefasy+Antemoro+Antesaka+Bara+Sakalava+Tanosy] ray
[1.78] 4 [Bara] rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [1.78] 5 [Betsileo] dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny) [1.78] 6 [Tandroy] ray: Hoaia h'iheo aba? [1.78] 7 teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin' ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 Father, chiefly used by children.
[1.2] 9 [Provincial] father [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada, ikaky
[1.3] 11 [Provincial] père [1.8] |
| Ohatra |
12 Hono, Paritra, nankaiza i aba?
[2.285]
13 Fa hoy kosa Itiahita hoe : "Milomanosa hianao, aba, milomanosa hianao, aba; [2.69] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 15 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 16 ada, baba, dada, iaba, ikaky, ray |
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 Aba |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 Abba
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Abba
[2.996] |
| Ohatra |
22
[2.996]
|
| Voambolana | 23 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Aba |
| Lahatsoratra | 25 Randzavola: Aba ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | aba, Aba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|