|
|
|
|

Teny iditra1 atodintazo
Singan-teny  2atody, 3tazo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fivontosan' ny ary, izay hita mibontsina eo amin' ny faritra an-kavia amin' ny kibo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6An enlarged spleen, arising from frequent attacks of fever.. [1.2]
[atodin-tazo] 7an enlarged spleen, thought to be caused by malaria. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [atodin-tazo] 8hypertrophie de la rate, considérée comme suite de la fièvre. [1.8]
[atodin-tazo] 9hypertrophie de la rate (fièvre). [1.5]
Voambolana  10 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12