|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  angira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka+Antambahoaka+Antesaka+Taimoro+Tanosy] tehina [1.78]
4 [Antemoro] kibay [1.78]
5 [Bara] lefona fohy lela [1.78]
6 [Betsimisaraka] sangira, kobay [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 [Provincial] a stick. Same as tehina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 [Antesaka] bâton (long) [1.82]

Teny iditra (2/4)9  angira
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Lavitra dia lavitra, any an-dakira [1.1]

Teny iditra (3/4)12  angira
Sokajin-teny  13  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  14 a term of reproach [1.2]

Teny iditra (4/4)15  angira
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Anaran-kazon' ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 name of a wood [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 [Betsimisaraka] Nom d'un arbre réputé pour la dureté de son bois. On en faisait des épieux avant l'utilisation des outils de fer. Peut-être légendaire ? Ce nom revient souvent dans les contes, mais je n'ai pu me faire montrer un exemplaire de l'arbre. [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04