|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : voaevotra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tanimanga voaevotra, ka miampy kely dia takotra. [2.558 #4043]
Tanimanga voahevitra ka raha miampy kely dia takotra. [2.415 #3303, 1.1] Tanimanga voahevitra: miampy kely dia takotra. [2.165 #1224, 2.653 #3009] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza izay efa tsara karakara na fiomanana ka mora dia mora ny mamita azy ho tonga lafatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Avec de l' argile bien préparée, on fait facilement un couvercle de marmite. [2.415 #3303]
Un morceau d' argile dont on pensait faire quelque chose: on y ajoute un peu, et c' est un couvercle de marmite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Affaire bien préparée est facile à exécuter. [2.415 #3303]
Se dit d' une idée à peu près mûre, ou d'une chose à laquelle il ne manque pas beaucoup pour être terminée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|