|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : vahatra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Lambo an'ala vahatra an'ala : izy fokony tsy Lambo añ-ala, vahatra añ-ala; izy mihavana tsy | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ny lambo any an-ala, ny vahatra (vahatra hazo) any an-ala, mpihavana izy ka tsy hifamola-tongotra. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|